1- Vokatry ny safidinao ny fiainanao 2- Fahamarinana ao am-po 3- Tmg - Daniel Bekirobo - Distrika Maevantanana 4- Ny bokin39;i Daniela faharoa sy ny tantara
Jun 15, 2025•59 min•Ep. 322
1 - Hanampy anao anaty toe-javatra sarotra izy 2 - Isaia toko fahatelo amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin39;Andriamanitra Isika, fizarana fahatelo 5 - Fanambarana mialoha fa akaiky ny farany
Jun 14, 2025•59 min•Ep. 321
1 - Miraisa saina mifankatiava 2 - Adama 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Sary manimba, fizarana faharoa 5 - Rota sy Estera, fianrana fanampiny
Jun 13, 2025•59 min•Ep. 320
1 - Aza miankina amin39;ny fahalalanao 2 - Raha te hiompy ombivavy 3 - Manàna faharetam-po 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Ho amin`izao andro izao mihitsy
Jun 12, 2025•59 min•Ep. 319
1 - Anao ny safidy 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Fiomanana fanadinana-2 5 - I Hamana sy Satana
Jun 11, 2025•59 min•Ep. 318
1 - Raha maniry fiainana tsara ianao dia hanampy anao Andriamanitra 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Ny tombabidin39;ny fianakaviana 4 - Fanamafisam-pihavanana 02 5 - Boaza amin39;ny maha mpanavotra azy
Jun 10, 2025•59 min•Ep. 317
1- Ny olona mora tezitra manetsika ady ary ny olona masika be fahadisoana 2- Aza manao ariary zato ampandriana 3- Miandany amin39;Andriamanitra, mino sy manantena ny fiavian39;ny Tompo 4- Fambolena katsaka 5- Rota sy i Boaza
Jun 09, 2025•59 min•Ep. 316
1- Mahonona tena miambena fa miremby ny devoly 2- Moa hahita finoana 3- Daniel Bekirobo - Distrika Maevantanana 4- Mosary tany amin39;ny tranon39;ny mofo
Jun 08, 2025•59 min•Ep. 315
1 - Anio ihany no anao 2 - Isaia toko fahaefatra amby enimpolo 3 - Fifaliana ao amin39;i Kristy 4 - Rota sy Estera
Jun 07, 2025•59 min•Ep. 314
1 - Aza mora kivy @ tsy fahombiazana 2 - Fahaizana manome lanja ny olona iray 3 - Inona no atao amin39;ny fisalasalana 4 - Fananarana antsika izay niharan`ny faran`izao tontolo izao, fianarana fanampiny
Jun 06, 2025•59 min•Ep. 313
1 - Mankatoa sy mahatoky izay lazainy 2 - ny fangaro ilaina amin39;ny compost 7andro, fizarana faharoa 3 - Fivavahana sy fiderana, fizarana faharoa 4 - Ny fitsarana mialoha ny fiavian`i Jesosy
Jun 05, 2025•59 min•Ep. 312
1 - Tsy mahavita ninoninona hianao raha misaraka amiko 2 - VITANAO IZANY 3 - Fivavahana sy fiderana, fizarana voalohany 4 - Ilay mpitsara ny tany rehetra
Jun 04, 2025•59 min•Ep. 311
1 - Jesosy no lalana sy fahamarinana 2 - Fiadiana amin39;ny cholesterole ambony 3 - Ny fahalalàna an39;Andriamanitra 4 - Ny tantaran39;i Sodoma sy Gomora
Jun 03, 2025•59 min•Ep. 310
1- Tia anao Aho, ary hianao dia zanako 2- Ny fitsarana entiko eo amin39;ny tenako 3- - Ny asa sy ny toe-piainana 4- Ny asa fitorian39;i Noa
Jun 02, 2025•59 min•Ep. 309
1- Karazan39;olona toy inona re hianao 2- Akoho amin39;ny lasaosy fotsy 3- Porofon39;ny maha Kristiana 4- Ny fahatezeran39;ny Zanak39;Ondry
Jun 01, 2025•59 min•Ep. 308
1 - Lehibe nohon39;ny olanao Jehovah 2 - Isaia toko faharoa amby enimpolo 3 - Ny lanitra mitory ny voninahitr39;Andriamanitra, fizarana faharoa 4 - Finoana, fiadanana, toky 5 - Fananarana antsika izay niharan`ny faran`izao tontolo izao
May 31, 2025•59 min•Ep. 307
1 - Nalatsako ho an39;i Jesosy ny ràko 2 - Isaka 3 - Fanoloran-tena 4 - Ao @ Salamo fizarana voalohany, fianarana fanampiny
May 30, 2025•59 min•Ep. 306
1 - Anjara lovanao 2 - Tombotsoa amin39;ny compost 7andro fizarana voalohany 3 - Ny fiaiken-keloka 4 - Mba ho fantatra ety ambonin`ny tany ny famonjenao
May 29, 2025•59 min•Ep. 305
1 - Miala @ fahazaran-dratsy 2 - Aza mitsiriritra 3 - Ny fibebahana, fizarana faharoa 4 - Divay sy ra
May 28, 2025•59 min•Ep. 304
1 - Aza ny fivavahana no anaronana ny ratsy atao 2 - Fiadiana amin`ny tavy ao @ kibo 3 - Ny fibebahana, fizarana voalohany 4 - Ambanin39;ny tongony
May 27, 2025•59 min•Ep. 303
1- Izay mamela heloka dia voavela heloka 2- Ny fanambonian-tena 3- Ny ilan39;ny mpanota an39;i Kristy 4- Fanantenana eo anivon39;ny hotakotaka
May 26, 2025•59 min•Ep. 302
1- Fantany izay mahasoa sy mety ho anao 2- Sakamalao confi 3- - Ny fitiavan39;Andriamanitra ny olona 4- Mpamonjy mora azo indrindra amin39;ny fahoriana
May 25, 2025•59 min•Ep. 301
1 - Matokia an39;i Jehovah, mahareta mivavaka 2 - Isaia toko faha-iraika amby enimpolo 3 - Ny lanitra mitory ny voninahitr39;Andriamanitra 4 - Afaka mino, fizarana faharoa 5 - Ao @ Salamo fizarana voalohany
May 24, 2025•59 min•Ep. 300
1 - Na ny fahavalo aza avadik39;Andriamanitra hahasoa anao 2 - Ny tongotra 3 - Hotantaraiko anao - fa zanak39;Andriamanitra hianao 4 - Sary manimba, fizarana voalohany 5 - Ao amin`ny bokin`ny Salamo, fizarana voalohany, fianarana fanampiny
May 23, 2025•59 min•Ep. 299
1 - Mijoro toa an39;i Noa 2 - Mampiasa legiominezy hanatsarana ny tany fizarana faharoa 3 - Jesosy no vahaolana 4 - Fo mivonto fizarana faharoa 5 - Ampianatra ny olon-diso ny lalanao
May 22, 2025•59 min•Ep. 298
1 - Mety hanindrona ny fanampahan-kevitra tsy matotra atao 2 - Vavaka resaka amin39;Andriamanitra 3 - Fomba hialana amin39;ny fahantrana 1 4 - Fiomanana fanadinana-1 5 - Salamo 5
May 21, 2025•59 min•Ep. 297
1 - Koa mifaneke heloka ianareo 2 - Fisoroana sy fitsaboana vato ao amin`ny voa 3 - Aoka hitovy ny finoana sy ny kolotsaina 4 - Fanamafisam-pihavanana 02 5 - Ny lalana ao am-pontsika
May 20, 2025•59 min•Ep. 296
1- Mampianara anay hanisa ny andro hiainanay 2- Ny tahotra - Fizarana Fahatelo 3- Miandany amin39;Andriamanitra, 4- Tombotsoa azo amin39;ny fampiasana Compos 5- Eo an-tendrombohitry Ziona
May 19, 2025•59 min•Ep. 295
1- Tsapanao ve ny fitantanan39;Andriamanitra 2- Fanamboarana creme Fizarana faharoa 3- Ananantsika fanavotana 4- Tmg Hanitriniaina_Mireille & Jeacqueline (Ambatondrazaka) 5- Ilay Mpisoronabentsika
May 18, 2025•59 min•Ep. 294
1 - Diovy avokoa 2 - Isaia toko fahaenipolo 3 - Amintsika Andriamanitra fiz fahaefatra 4 - Afaka mino, fizarana voalohany 5 - Ao amin`ny bokin`ny Salamo, fizarana voalohany
May 17, 2025•59 min•Ep. 293