Akon'i Gasikara - podcast cover

Akon'i Gasikara

Soa i Madagasikararadio.soaimadagasikara.org
Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavolomben'ny mponina momban'ny andavanandrom-piainany.
Last refreshed:
Follow this podcast in the Metacast mobile app to refresh it and see new episodes.
Download Metacast podcast app
Podcasts are better in Metacast mobile app
Don't just listen to podcasts. Learn from them with transcripts, summaries, and chapters for every episode. Skim, search, and bookmark insights. Learn more

Episodes

Mafy ny fiainana ao Mandritsara

Efa ny Malagasy manerana ny Nosy no mahatsapa fa mafy ny fiainana andavan'andro. Mpitondra Bajaja sy mpandinika ny raharaham-pirenena no milaza ny sationan'ny fahorian'ny vahoaka ao Mandritsara, faritri'i Sofia, izay mahatsapa fa adinon'ny mpitondra. Na izany aza dia miandrandra ny firenenan tan-dàlana ihany ny vahoaka na dia maro aza ireo hetsika maro ataon'ny mpitondra tsy mifanaraka @ izany.

Jun 02, 20243 min

Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety

Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY, mpanao gazety sy mpampianatra.

May 04, 20243 min

29 Marsa 1947

Hatramin'ny fahafantaran'ny Malagasy fa mizaka zo-pirenena frantsay ny Filoha Andry Rajoelina, dia maro ny feo manakiana fa tsy mendrika ny hanamarika ny tsingeri-taona fahatsiarovana ny tolona nataon'ny Malagasy nitaky fahaleovan-tena ny Vazaha (Loharano : KoloTv).

Mar 29, 20246 min

Herisetran'ny mpitandro filaminana

Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol, Mpandrindra nasionaly ONDH (Loharano : KoloTv)

Feb 21, 20244 min

Miakatra ny rano eny ambany tanàna

Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany. Mankony ihany koa ny fitohizan'ny fanotofana tany ataon'ny etsy ambony tanàna (Loharano : KoloTv)

Jan 26, 20242 min

Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka

Naresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)

Dec 23, 20231 min

Ny Malagasy sy ny kabary Rajoelina

Hevitry ny Malagasy mikasika ny kabary nataon'i Andry Rajoelina. An'isan'izany ny fizakany zo-pirenena frantsay. Ahoana ny fahitan'ny eny an-dalambe ny kabary fanadiovan-tena nataony. (Loharano : KoloTv)

Jul 18, 20233 min

Profesora Ranjeva sy ny fampianarana

Manamariva ny Profesora Raymond Ranjeva fa zavadehibe ny fampianarana ny Malagasy. Ilaina io iatrehana ny sy hanatsarana ny hoavin'i Madagasikara (Loharano : Midi Madagasikara)

Sep 23, 20212 min

Profesora Ranjeva : ny toekarena malagasy

Dinika ataon'i Profesora Raymond Ranjeva mikasika ny toekarena malagasy. Songadiny ahitana fanazavana mahatonga antsika raikitra anaty fahantrana na dia maro aza ireo harena eto @ firenentsika.

Aug 31, 20213 min

Ny vaovao sy ny mpanao gazety

Gazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo eto Madagasikara ?

Jun 14, 20213 min

Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'andro

Mbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany.

May 22, 20214 min

Vakisiny Covid-19

Tonga eto Madagasikara ny vakisiny hiarovana amin'ny valanaretina covid-19. Ahoana ny fandraisan'ny tsirairay izany vaovao izany ?

May 10, 20212 min

Mitombo ny lozam-pifamoivozana

Mitombo ny lozam-pifamoivozana eto Madagasikara. Les accidents de la route à Madagascar sont en augmentation.(Kolo Tv 2020)

Sep 14, 20203 min
For the best experience, listen in Metacast app for iOS or Android